πŸ“… 06 Septambra 2026
πŸ“ Katedraly Katolika – Bazarikely, Tolagnaro
πŸ•ŠοΈ π…πˆπ•π€π•π€π‡π€ππ€ πˆπ‘π€πˆπ’π€πŒ-ππˆππŽπ€ππ€ – π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€ππŽΜ‚π’π˜
πŸ™ Tontosa soa aman-tsara ny Fivavahana Iraisam-pinoana izay niarahana tamin’ny FFKM, izay natrehin’ireo manampahefana sy tomponandraikitra ao an-toerana, notarihin’ny Lehiben’ny Faritra AnΓ΄sy, niaraka tamin’ny Lehiben’ny Fileovana, ny Ben’ny TanΓ nan’i Tolagnaro, ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana AnΓ΄sy, ireo manamboninahitra sivily sy miaramila.
🀝 Nanao antso avo ny Filohan’ny FFKM ho amin’ny fiaraha-miasa akaiky amin’ny Fanjakana amin’ny fanatanterahana ny Fanavaozana sy ny Fikaonandoham-pirenena.
πŸ“’ Nampitaina tamin’ireo Kominina 69 mandrafitra ny Faritra AnΓ΄sy ihany koa ny fangatahana mba hanolotra olona 3 avy amin’ny Fiangonana isaky ny Kominina, izay hiofana ho mpanamora (facilitateurs), ka handray anjara amin’ny fanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena manomboka eny anivon’ny Fokontany
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena