πŸ“… 5 Septambra 2026
πŸ“ Fenoarivo Atsinanana – Faritra Analanjirofo
πŸ‡¨πŸ‡³πŸ€πŸ‡²πŸ‡¬π…πˆπ“π’πˆπƒπˆπ‡π€πβ€™ππ˜ π€πŒππ€π’π€πƒπ€πŽπ‘πŽπβ€™πˆ π‚π‡πˆππ„ π“π€πŽ π…π„ππ„π‘πˆπ•πŽ π€π“π’πˆππ€ππ€ππ€
Nanao fitsidihana tao Fenoarivo Atsinanana ny Ambasadaoron’i Chine eto Madagasikara Atoa Ji Ping.
πŸŽ“ Nandritra ny fitsidihana nataony, dia nitokana ny tranom-pianarana vaovao an’ny Sekoly Franco-Chinoise, sy fanampiana ara-pitaovana tao amin’ny CHRR Fenerivo Atsinanana . Nisy ihany koa ny kit scolaire natolotra ho an’ireo mpianatra, ary fanomezana manokana ho an’ireo mpianatra nahazo laurΓ©at tamin’ny taom-pianarana 2025–2026.
πŸ‘‰Anisany tonga nanatrika ny fotoana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine.
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena