MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ππππππππππππ ππ ππππππππ ππ πππππππ ππππππππβππ πππππππππ ππππ
πΏππππ’π ππβππ§πππππ£π
[ππππ-06 πππππππππ 2026]
Nandray ny Fiadidianβny ESAAMLG i Madagasikara, taorianβny fifandimbiasanβny Fiadidiana teo aminβi Rwanda sy i Madagasikara, nandritra ireo fivoriana ara-potoana nataonβny Eastern and Southern Africa Anti-Money Laundering Group (ESAAMLG) tany Kigali, Rwanda.
Notarihinβny Praiminisitra, Lehibenβny Governemanta, Atoa Mamitiana RAJAONARISON, ny delegasiona Malagasy nandritra ny fivoriana faha-52-nβny Task Force of Senior Officials, ny Filankevitry ny Minisitra faha-26 ary ny 9Γ¨me Dialogue Public-PrivΓ©.