๐Ÿ“†02 Septambra 2026-FARITRA ANALANJIROFO
๐Ÿ“Tontosa ny Alarobia 2 Septambra 2026, tao aminโ€™ny efitrano malalaky ny Faritra Analanjirofo, ny Fihaonambe ara-Tetibolam-panjakana Isam-Paritra (CBR 2026).
โžกDingana lehibe aminโ€™ny fandrafetana ny tetibolam-panjakana ho anโ€™ny taona 2027 izao fihaonambe izao, izay manome lanja ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanapariaham-pahefana.
โžกNanatrika izany ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, Atoa Ramindo Gaรซtan, Minisitra mpiahy ny Faritra Analanjirofo, sy ny Lehibenโ€™ny Faritra Analanjirofo, Maรฎtre TODY Arnaud ary ny Talem-paritra Misahana ny Fanavoazana Analanjirofo Rtoa Andrianandraina Aldine.
Mandray anjara mavitrika aminโ€™ny famaritana ireo laharam-pahamehana mifanaraka aminโ€™ny zava-misy sy ny filร nโ€™ny Faritra Analanjirofo izao hetsika izao, ho fanamafisana ny fampandrosoana ifotony.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena