πŸ“… 02 Septambra 2026
πŸ“ Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina
πŸ‡²πŸ‡¬ π…π€ππŽπŒπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π‡π„π“π’πˆπŠπ€ ππ€π’πˆπŽππ€π‹π˜ π…π€π‡π€π“π’πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ 𝐍𝐘 π“πŽπ‹πŽππ€ π“π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŸπŸŽπŸπŸ“
✨ Miroso ny fanomanana ny hetsika nasionaly ho fahatsiarovana ny tolona tamin’ny taona 2025, izay hotanterahina ny 18 ka hatramin’ny 25 Septambra 2026.
βœ… Ny Minisitera misahana ny Fanavaozana dia mandrindra izany, miaraka amin’ireo Minisitera voakasika, ireo tompon’andraikim-panjakana ary ireo mpiara-miombon’antoka.
🀝 Hisy Komity mpikarakara iraisana, izay hampivondrona ireo solontenan’ny tanora, mpianatra, mpampianatra, mpanakanto, fikambanana.
πŸ“ Hivelatra manerana ireo Faritany enina ny fandraisana anjara, amin’ny alalan’ireo hetsika izay hofaritana sy harindra ao anatin’ny Komity mpikarakara iraisana.
πŸ“Œ Ho anisan’ny dingana fanomanana ny famaritana ny fandaharam-potoana, ny endrik’ireo hetsika ary ny fandraisan’anjaran’ireo sehatra samihafa