๐‡๐Ž ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐€๐๐‰๐€๐‘๐€ ๐…๐Ž๐“๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐๐€ ๐€๐'๐ˆ ๐Œ๐€๐ƒ๐€๐†๐€๐’๐ˆ๐Š๐€๐‘๐€ ๐๐˜ ๐•๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜ , ๐ก๐จ๐ฒ ๐‘๐ญ๐จ๐š ๐„๐ฅ๐ข๐ฌ๐š ๐‘๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š , ๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ถ๐—ฟ๐˜†

๐Ÿ—“2 septambra 2026
๐Ÿ“Kaominina Andemaka,Vohipeno
ย 
๐ŸŸขNotanterahana androany tao amin’ny Kianja Tsiafaranolo,Kaominina Ambanivohitra Andemaka, distrikan’i Vohipeno. androany ny ny lanonana ofisialy fanokafana ny famaliana ny filร n’ny fiaraha-monina eto Madagasikara amin’ny alalan’ny ๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’Š๐’“๐’š. Rtoa Elisa Randrianirina, vadin’ny Filohanโ€™ny Fanavaozana, Filoha Nasionalin’ny ๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’Š๐’“๐’š no nitarika ny lanonana.
๐Ÿ‘ฅIsan’ireo mpikambana vehivavy eo anivon’ny Governemanta nanatrika ity fotoana ity ny Minisitra misahana ny Fanavaozana,Me Hanitra Razafimanantsoa
๐Ÿ”ดTolo-tร nana avy amin’ny tsara sitrapo no hahafahan’ny Fikambanana miasa hoy Rtoa Elisa Randrianirina ka tsy misy hidiran’ny fanjakana na dia filoham-panjakana aza ny vadiko hoy izy.
๐ŸŸก Sehatra 3 no hiasan’ny Fikambanana:
๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ”ฌFahasalamana
๐Ÿ‘ฉโ€๐ŸซFanabeazana
๐Ÿฆ†๐ŸชฟFivelomana fambolena sy fiompiana, fandraharahana ho fampananana asa.
๐ŸŸข Ho fanombohana ny asa dia notolorana fitaovana ny mponina eo anivon’ny kaominina toy ny milina fanajairana , milina fitotoam-bary, lakana , kidoro, fitaovana hiatrehana fiterahana.Teo ihany koa ny fanitso ho anโ€™ny toeram-pianarana, fijerena maso maimaimpoana.
โ€ผ๏ธ Tombontsoa iombonana no tanjona ary anaty fangaraharahana hatrany no hanatanterahana ny asa.
๐ŸŽฅAnatin’ity rakintsary ity no hanarahanao ny lahatenin-dRtoa Elisa Randrianirina, vadin’ny Filohanโ€™ny Fanavaozana, Filoha Nasionalin’ny ๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‹๐’Š๐’“๐’š