๐Ÿ—“02 Septambra 2026
๐Ÿ“ IHOSY โ€“ FARITRA IHOROMBE
๐ŸŸก ๐…๐ข๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ฅ๐จ๐ณ๐š๐ง-๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐š
โžกNotontosaina tao Ihosy ny fivoriana fampitam-baovao sy fifanakalozan-kevitra niarahana taminโ€™ireo Sefo Fokontany 13 .
โœ…Nohararaotina ny fanentanana ireo Sefo Fokontany hanomana sy hampahafantatra ny vahoaka, ka hampirisika azy ireo handray anjara mavitrika sy an-kitsimpo aminโ€™ny Fikaonandoham-pirenena.
Nampahafantarina an’ ireo mpandray anjara ny fizotry ny Fihaonambe Iraisam-paritry ny Vovonan-drazana ho anโ€™ny Faritaninโ€™i Fianarantsoa sy Toliara, izay hotanterahina ao Ihosy ny 10, 11 ary 12 Septambra 2026.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena