MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Tontosa soa aman-tsara tao aminβny FJKM Fehizoro Mampiray Imandry, ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana notarihinβny FFKM, hitondrana am-bavaka ny Fikaonandoham-pirenena sy ny dingana rehetra aminβizany.
Nanome voninahitra ny fotoana ireo manam-pahefana eto an-toerana, notarihinβny Ramatoa Lehibenβny Fileovana sy ny Lehibenβny Faritra, niaraka taminβny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Rtoa Razanamahefa Stella, ireo Talem-paritra, ireo manam-boninahitra miaramila sy sivily, ary ireo tanora mpikambana ao aminβny Gen-Z.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena