πŸ—“οΈ Alakamisy 27 Aogositra 2026
πŸ“ Ambovombe – Faritra Androy
πŸ”΅ π€ππƒπ‘πŽπ˜: π…π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ€π“π‘π„π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π‹πŽπ™π€ π•πŽπ€π‰π€ππ€π‡π€π‘π˜
➑Tonga tao Ambovombe, renivohitry ny Faritra Androy, ny Fitondrana Foiben’ny BNGRC, notronin’ny PrΓ©fet-n’Ambovombe, ireo Talem-paritra, ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Atoa Miha Jaonasitera, nanatanteraka fiofanana momba ny paikady famatsiam-bola hoenti-miatrika ny loza manambana sy ny loza voajanahary.
➑Nifantoka tamin’ny fametrahana kitapom-bola azo ampiasaina avy hatrany rehefa misy loza ny dinika, ary koa ny fijerena mialoha ireo loza hafa mety hitranga vokatry ny fiovaovan’ny toetrandro, toy ny tondradrano.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena