🗓️ 26 Aogositra 2026 | 📍 Manakara
🏆 𝐀𝐒𝐈𝐄𝐅 𝟐𝟎𝟐𝟔 : 𝐋𝐚𝐥𝐚𝐨 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚
⚽🏀 Nandray anjara tamin’ny lalao baolina kitra sy basket-ball niaraka tamin’ny ekipan’ny “Sélection ASIEF” ny Filohan’ny Fanavaozana, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, tao amin’ny Kianja Monisipaly Manakara.
🤝 Naneho firaisan-kina, firahalahiana ary fifanajana ny mpandray anjara rehetra, ka nanamafy fa ny fanatanjahantena dia fitaovana iray mampiray sy mampivelatra ny firaisam-pirenena.
🏅 Nifarana tamin’ny fandresen’ny ekipa notarihin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny lalao basket-ball, 15–22