
Ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika tarihin’ny Kolonely Randrianirina Michaël

Ireo Mpanolotsaina Avo

Ny filoha teo aloha

Ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana sy ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta

Ireo lehiben’ny Andrim-panjakana sy olom-panjakana ambony teo aloha sy ankehitriny

Ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, ireo mpikambana ao anaty Birao maharitra, Ireo solombavambahoaka

Ireo tapaka sy namana rehetra