π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ π’πŽππ€π‡π˜π€ π€ππƒπˆπ€ππ˜ 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟐𝟎 β€” πŠπ€π“π’π„ππ˜

21 Aogositra 2026
πŸ“ Kaominina Katsepy, Distrikan’i Mitsinjo, Faritra Boeny
π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ π’πŽππ€π‡π˜π€ π€ππƒπˆπ€ππ˜ 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟐𝟎 β€” πŠπ€π“π’π„ππ˜ πŸ‡²πŸ‡¬
🎊 Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 21 Aogositra 2026 ny Festival Sobahya andiany faha-20, hetsika ara-kolontsaina lehibe tanterahina ao amin’ny Kaominina Katsepy.
πŸ‡²πŸ‡¬ Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena, izay sady Minisitra mpiahy ny Faritra Boeny.Anisany nanatrika izany ny ekipa avy amin’ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Boeny.
✨ Fotoana iray hanomezana lanja sy hampiroboroboana ny kolontsaina, ny vakoka ary ny maha-izy azy Malagasy ny Festival Sobahya, sady mampivondrona ny mponina sy ireo mpandray anjara moa ity hetsika lehibe ity.
#MCR#Fanavaozana
# Fifanajana