
. Mitohy hatrany ny fampitaovana ireo sampandraharaham-panjakana misy ao Boeny aminโny alalan’ny fanomezana azy ireo solosaina izay natolotron’ny Filohan’ny Fanavaozan’ny Repoblika ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒ๐น aminโny alalanโny Minisiteranโny Fampiroboroboana ny Haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra MNDPT izay nisolon’ny ekipanโny Dirptdn Mahajanga tena.