πŸ“…28 Jolay 2026
πŸ“ Maintirano – Faritra Melaky
πŸ—³οΈ π…πšπ§π¨π€πšπŸπšπ§πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π₯𝐒𝐬𝐒-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πƒπ’π¬π­π«π’π€πš 𝐌𝐚𝐒𝐧𝐭𝐒𝐫𝐚𝐧𝐨
🎯Notanterahina tao Maintirano ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fisoratana anarana amin’ny lisim-pifidianana, nokarakarain’ny CENI Distrika Maintirano.
πŸ‘₯ Nanatrika izany ireo Sefom- pokontany valo (08), ireo manampahefana ary ireo Ray aman-dReny ao an-toerana.
🎀 Nandray anjara tamin’ny fotoana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana ao Melaky, Atoa Randriamampionona Roger, izay nanentana ny olom-pirenena hisoratra anarana amin’ny lisi-pifidianana ary handray anjara mavitrika amin’ny Fikaonandoham-pirenena tarihin’ny FFKM, ho fanamafisana ny fifampidinihana sy ny fanorenana hoavy iombonana ho an’i Madagasikara.
Hamaky ny lahatsoratra feno ? Tsindrio ny rohy πŸ‘‡