๐Ÿ—“๏ธ 27 Jolay 2026
๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—š๐—ผ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ”ด Manoloana ny tranga miseho eto aminโ€™ny firenena dia tsy mitaza-potsiny ny Governemanta fa manao ho vaindohan-draharaha ny fiatrehana izany.
๐ŸŸข Nidina an-kianja, teny aminโ€™ny CO- FDS, nanao fisafoana tampoka ( visite inopinรฉe) ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta Atoa Mamitiana Rajaonarison alina izao.
๐ŸŽฏ Nijery ifotony ny zava-misy, nankahery ireo tomponโ€™andraikitra sy ny vahoaka voakasika, ary nanome toromarika mazava mba hampandeha haingana sy amim-pahombiazana ny fandraisana andraikitra.
๐Ÿ”ด Maneho izany fa mijoro akaikin’ny vahoaka sy eo anilanโ€™ny vahoaka ny fitondram-panjakana ary tsy miandry ela miezaka hamahana ny olana ara-potoana.