MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
24 Jolay 2026
βπ
π π’π¬π’π€π ππ¬π² π¦π’ππ¨π₯π¨π§π ππ¦π’π§’π§π² π§π¨ππ¨ ππ¦ππ§-ππ«πΜ, ππ ππ¦π’π§’π§π² πππ§ππ‘π² π«πππ¬π² ππ§π² ππ¦π’π§’π§π² π«π’π―π¨ππ«πβ.
π
ππ§π ππππ‘ππ¦-π©π’πππ‘π’ππ§π π‘π¨ ππ§’π§π² π
π’π«ππ§ππ§π β π§π¨πππ«π’π‘π’π§’π§π² π
π
ππ
Ny fakana an-keriny sy famonoana ankizy ary tanora tamin’ny fomba feno habibiana no nahatonga ity fiombonam-po ity.
Ny hafatra lehibe :
Nitsapa alahelo ireo fianakaviana niaram-boina ny fitondram-panjakana notarihinβny Filohanβny Fanavaozana ny Repoblika nandritra izany fotoana izany.
Araho anaty rohy ny antsipiriany : https://mcr.gov.mg/fangataham-pitahiana-ho-an-ny…/