πŸ“… 17 Jolay 2026
πŸ“ Kaominina Ambanivohitra Ambonaivo, Distrikan’Ambovombe – Faritra Androy
πŸ‡²πŸ‡¬ 𝐅𝐀𝐍𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 πŒπŽπŒππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπŠπ€πŽππ€ππƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π“π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€πŒππŽππ€πˆπ•πŽ
🀝 Tonga tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambonaivo ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atoa Miha Jaonasitera, niaraka tamin’ny Talen’ny Kabinetra ny Faritra sy ny Mpandrindram-paritra ny FFM Androy, nanatanteraka fanentanana sy fifanakalozan-kevitra tamin’ny vahoaka.
πŸ—£οΈ Nohamafisina nandritra izany ny maha zava-dehibe ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena tsirairay amin’ny Fikaonandoham-pirenena, amin’ny alalan’ny fiaraha-midinika eny ifotony.
🎯 Tanjona moa ny hampandraisana anjara mavitrika ny olom-pirenena amin’ny Fikaonandoham-pirenena, mba hanangonana ireo hevitra sy soso-kevitra avy eny ifotony ho fanorenana ny fampandrosoana sy ny hoavin’ny Firenena.πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬