MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
17 Jolay 2026 | Toamasina
Ny 17 Jolay 2026 no nanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny Fanavaozana ny Araben’ny Fahalaeovantena. Lanonana izay notarihin’Andriamatoa RAZAFIARSON Jean Jugus Raza, Lehiben’ny Faritra Atsinanana . Tonga nanome voninahitra izany ihany koa Andriamatoa Razara piera FidΓ¨le, Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena, niaraka tamin’ireo Solombavambahoaka voafidy tao Toamasina II.
Nanatrika ny fotoana ihany koa ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Atsinanana Rtoa Rasoanamary Blandine Voizy sy ireo mpiara miasa aminy.