Nidina ifotony tany Mahatsara Iefaka ny π»ππππ-πππππππ ππππππππ ππ πππππππππππ π½πππππππ, ππππ ππππ πͺππππ, sy ny ekipany, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.
Nifantoka tamin’ny :
fihainoana mivantana ny olana iainana sy ny tena maharary ny vahoaka ny fifanakalozana,
ary nitondrana fanazavana ny andraikitry ny Fitaleavam-paritra, izay miompana amin’ny fanohanana ny FFKM, notolorana ny fitarihana sy ny fikarakarana ny Fikaonandoha.
Nihaona tamin’ny Lehiben’ny Fokontany miisa 5 sy ny Ben’ny TanΓ na ny ekipa, ary nangataka ny fiaraha-miasan’izy ireo amin’ny fanentanana ny vahoaka handray anjara mavitrika amin’ny fakan-kevitra eny ifotony β antoky ny fahombiazan’ny Fanavaozana.
Nohazavain’ny Talem-paritra ihany koa ny antony irosoan’ny Fitondrana amin’ny fanavaozana ny Lisi-pifidianana amin’ny alalan’ny CENI.
Misy fomba 5 ahafahan’ny olom-pirenena misoratra anarana, mba hisian’ny mangarahara tanteraka sy hahafahan’ny rehetra mandray anjara amin’ireo fifidianana hifanesisesy β dingana ao anatin’ny fanomanana ny Repoblika fahadimy.
Mpanisa CENI mitety tokantrano tsirairay
Fanatonana mivantana ny biraon’ny Fokontany/Boriborintany