๐Ÿ“… 12 Aogositra 2026
๐Ÿ“ Saint Gabriel โ€“ Mahajanga
๐ŸŽ“ ๐‹๐€๐๐Ž๐๐€๐๐€ ๐…๐€๐Œ๐€๐‘๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐Œ๐๐„ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐๐€๐•๐€๐Ž๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐“๐„๐Š๐๐ˆ๐Š๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐…๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€๐Š’๐€๐’๐€
๐Ÿ“ Nofaranana androany tao amin’ny Saint Gabriel Mahajanga ny Fihaonambe ho Fanavaozana ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa.
Tonga namarana izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa, niaraka tamin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ary ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa.
๐Ÿ’ฌ Fandraisam-pitenenan’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana
โœ… Ilaina ny fakan-kevitra amin’ny famolavolana ny Document National d’Orientation de la Refondation (DONOR).
โœ… Ireo voka-kevitra sy soso-kevitra avy amin’ity Fihaonambe ity dia ho entina eo anivon’ny Fikaonandoham-pirenena, ho anisan’ny fototra amin’ny famolavolana ny politika sy paikady ho an’ny fanavaozana, indrindra ho an’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’Asa, natao ho faralahy foana teo anivon’ny Governemanta.
๐Ÿ’ฌ Nandritra ny lahateniny, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arakโ€™asa dia nanasongadina ireo teboka telo lehibe iorenanโ€™ny fanavaozana :
โœ… fahafahana misitraka,
โœ… kalitao
โœ… fitantanana mahomby.
๐Ÿ“Œ Notsindriana manokana ny aminโ€™ny tokony hanamafisana ny fampianarana sy fiofanana, ny hampiasana fitaovana manaraka ny toetrโ€™andro, ary ny hanomezana lanja ireo mpampianatra, mpanabe ary mpianatra, mba hahafahana mamaly ny filร nโ€™ny tontolonโ€™ny asa ankehitriny.