πŸ—“ 11 Aogositra 2026
πŸ“ Faritra Alaotra Mangoro – Distrika Andilamena
🀝 π‘πžπ¬π² π₯𝐚𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 π“πšπ§π πšπ₯𝐚𝐦𝐞𝐧𝐚
πŸ“ Nidina ifotony tao amin’ny Distrikan’Andilamena ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Alaotra Mangoro, RAHARIDERA Rabatsiarison, ary nihaona tamin’ny Lehiben’ny Distrika, ny Ben’ny TanΓ na, ny fokonolona, ireo tompon’andraiki-panjakana ary ny Tangalamena vory marobe.
πŸ—£οΈ 𝐍𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐑𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 :
βœ…ny famoriam-bahoaka mifototra amin’ny fakan-kevitra ho tarihin’ny FFKM
βœ…ny andraikitra sahanin’ny MCR β€” mba hanafoanana ny fifangaroan-kevitra teo amin’ny FFKM (fikambanana) sy ny MCR (Minisitera).
Noresahina koa ny fandaharam-potoana sy ny tanjon’ny 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲, izay 𝐦𝐒𝐚𝐒𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐒𝐫𝐚𝐒𝐫𝐚𝐲.
π‹πšπŸπ’π§π² 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐨𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 : nampahatsiahivina ny fahasahiranan’ny fomban-drazana tsy mahomby, indrindra ny famonoana omby roa isaky ny fisian’ny fahoriana, mahatonga ny fianakaviana ho velon-trosa.
➑ Nasongadin’ny Talem-paritra ny mba hanavaozana izany ho dinam-pokonolona.
βœ… Velombolo sy resy lahatra ny vahoaka sy ny Tangalamena, izay naneho fahavononana hanohana ny fitondram-panjakana tarihin’i Kolonely MickaΓ«l.