๐Ÿ“… 11 Aogositra 2026
๐Ÿ“ Mahavelo Antsanitia โ€“ Faritra Boeny
๐Ÿซ ๐…๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐„๐Š๐Ž๐‹๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ ๐…๐€๐‡๐€๐‘๐Ž๐€ ๐Œ๐€๐‡๐€๐•๐„๐‹๐Ž ๐€๐๐“๐’๐€๐๐ˆ๐“๐ˆ๐€
๐Ÿ“Notanterahin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Atoa Mamitiana Rajaonarison, niaraka tamin’ny :
โœ… Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa
โœ… Minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rtoa Rajaonarison Sendra Nirina
โœ… ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Faritra Boeny
…ny ๐Ÿ๐ข๐ญ๐จ๐ค๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐›๐ž๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐…๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ข๐š, vokatry ny ezakin’ny mponina, indrindra ny AMADA (Association des Villageois Antsanitia).
๐Ÿค Ny AMADA dia mpiara-miombon’antoka hatramin’ny 2009 amin’ny lafiny maro :
๐Ÿฅfananganana dispensaire
๐Ÿ“šfananganana sekoly ambaratonga voalohany sy faharoa
๐ŸŒฑ Fiaraha-miasa miaraka amin’ny ADTIA sy ny VOI Taratra Antsanitia
๐Ÿ“š ๐…๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐›๐ž๐š๐ณ๐š๐ง๐š : anisany ny fananganana ity Sekoly Fanabeazana Faharoa Mahavelo Antsanitia ity.
Nambara tamin’izany fa ho raisina ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra 7 miasa ao aminโ€™ny sekoly. Tanjona ny fanohanana ny fampandehanana ny sekoly sy ny fanatsarana ny kalitaonโ€™ny fampianarana.
Efa misy ao an-toerana koa ny sekoly Maternelle sy ny trano Ecobook.Nisy ny fanomezana seza sy latabatra avy amin’ny Fanjakana Malagasy.
๐ŸŽ™๏ธ Namaly ny fangatahan’ny AMADA ny Praiminisitra : ๐’‰๐’๐’•๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Š๐’Œ๐’Š๐’•๐’“๐’‚. ๐‘ฏ๐’๐’Ž??๐’๐’‚ ๐’‡??๐’•๐’‚๐’??๐’‚๐’?? ๐’‚๐’“??-๐’‘??๐’๐’‚๐’•??๐’??๐’‚๐’‰??๐’๐’•??๐’๐’‚ ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’๐’“๐’‚ ๐’‚๐’ ๐‘จ๐’๐’•๐’”๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’Š๐’‚.
๐Ÿš€ ๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ฏ๐ฒ :
Fananganana ยซย Lycรฉe Technique et Professionnelย ยป miompana amin’ny Fizahantany, ary CSB II ho fanatsarana ny fahasalamana.