๐Ÿ“Faritra Boeny
Mahajanga -Mangarivotra
๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ณ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฉ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ
โœ…Omaly 10 Aogositra 2026 no nandray ny fitantanana ny fokontaninโ€™i Mangarivotra ny sefo fokotany vaovao. Ary tonga nanatanteraka ny fitsidihana ara- pomba fifanajana ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao aminโ€™ny faritra Boeny tao aminโ€™ny toeram-piasany ny tenany androany.
๐ŸคNandritra ny fihaonanโ€™ny roa tonta dia naneho ny fahavononany hiara-hiasa aminโ€™ny fakan-kevitra eny ifotony ny sefo fokontaninโ€™i Mangarivotra.
๐ŸŸขZava-dehibe ho anโ€™ny fizotry ny fikaonandoha izao fiaraha-miasa izao satria ny sefo fokontany dia anisanโ€™ireo tomponโ€™andraikitra akaiky indrindra ny mponina ary afaka manampy aminโ€™ny fanamorana ny fifandraisana sy ny fifanakalozan-kevitra eny anivonโ€™ny fiaraha-monina.
#mcr #FikaonanDoha#Fanavaozana
#fifanajana#FiarahaMientana#fanolorantena