๐…๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐‹๐ž๐ก๐ข๐›๐ž๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€

03 Aogositra 2026๐Ÿ“ Faritra DIANA
ย 
๐Ÿ‡ฒโœ…Ny 03 Aogositra 2026 dia nihaona tamin’ny Lehiben’ny Faritra DIANA ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana (DRR) DIANA Atoa Andriamberomanga Merthon Simon, ka nampahafantatra ny fanomanana ny Fikaonandoham-paritra hotarihin’ny FFKM.
๐Ÿ“๐Ÿ“คNaneho ny fahavononany hiara-hiasa sy hifanohana amin’ny fanatanterahana izany ny Faritra DIANA, ho dingana amin’ ny Fanavaozana tena izy.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena