

Nisy ny fihaonana niarahan’ny Tale Jeneraly misahana ny Fampianarana Teknika, ny Talem-paritra misahana ny Fampianarana Teknika Boeny, ary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Atoa Razafindrakoto Tojo, ho fanomanana ny Fihaonambe Fakan-kevitra momba ny Fanavaozana ny Fampianarana Teknika, izay hotanterahina ny 11 sy 12 Aogositra 2026 ao amin’ny Faritra Boeny.