π…πšπ§πšπ§π πšπ§πšπ§-π­π¬πšπ’π§πšπ§β€™π§π² 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš

03 Aogositra 2026
πŸ“ Antaninarenina
Β 
Β«Β π»π‘–π‘‘π‘œβ„Žπ‘¦ 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘‘π‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘Ž π‘–π‘“π‘œπ‘‘π‘œπ‘›π‘¦ 𝑠𝑦 𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘›π‘’π‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘šπ‘π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘–π‘ π‘Žπ‘›’𝑛𝑦 π‘œπ‘™π‘œπ‘š-π‘π‘–π‘Ÿπ‘’π‘›π‘’π‘›π‘Ž π‘Žπ‘›π‘—π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ πΉπ‘–π‘˜π‘Žπ‘œπ‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘œβ„Žπ‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘Ÿπ‘’π‘›π‘’π‘›π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žπ‘›π‘œπ‘šπ‘π‘œπ‘˜π‘Ž 𝑑𝑠𝑦 β„Žπ‘œ π‘’π‘™π‘ŽΒ Β», 𝐑𝐨𝐲 π‘πšπ¦πšπ­π¨πš 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 π‡πšπ§π’π­π«πš π‘πšπ³πšπŸπ’π¦πšπ§πšπ§π­π¬π¨πš
Nandritra ny fananganan-tsaina isam-bolana dia nanao jeritodika ny asa vita sy ny asa miandry ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.
πŸ“Œ Asa vita :
βœ… fametrahana ireo talem-paritra,
βœ… fidinana ifotony sy fanentanana momba ny Fikaonandoham-pirenena,
βœ… fanomanana atrikasa momba ny fifidianana sy ny Fanavaozana ny rafi-panjakana,
βœ… ary fanombohana ny horonantsary fohy fampahafantarana ny Fanavaozana zaraina amin’ny tambazotra soasialy (TikTok. Facebook ary Youtube)
πŸ“Œ Asa miandry :
βœ… hitohy ny fametrahana ireo talem-paritra,
βœ… ny fanentanana ny olom-pirenena handray anjara amin’ny Fikaonandoham-pirenena,
βœ… ny fanomanana izany miaraka amin’ny FFKM,
βœ… ary ny fanapariahana tsikelikely ny Dinam-pitondran-tena sy Tandrohasina