๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š : ๐๐š๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ก๐ข๐ง๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š

03 Aogositra 2026
๐Ÿ“ Antaninarenina โ€“ Antananarivo
ย 
๐Ÿค Noraisin’ny Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa, tao amin’ny birao fiasany ny fehinkevitra navoakan’ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Fanavaozana momba ny Fanjifana, izay notanterahina ny 21 sy 22 Mey 2026 tao amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria Antaninarenina.
๐Ÿ“– Nandritra ny fihaonana dia nambaran’ireo solontenan’ny vondron’ny mpanjifa fa efa natolotra teo anivon’ny Sekretera Jeneralin’ny Primatiora ity fehinkevitra ity. Hahazo dika mitovy ihany koa ny FFKM, mba hahafahany mandray sy mampiditra ireo antontan-kevitra sy soso-kevitra voarakitra ao anatiny mandritra ny Fikaonandoham-pirenena.
๐Ÿ“ Antontan-kevitra miisa 11 no voarakitra ao anatin’ity fehinkevitra ity. Vokatry ny dinika sy ny fifanakalozan-kevitra nataon’ireo mpisehatra samihafa izy ireo, ary mitondra soso-kevitra hanatsarana sy hanavaozana ny sehatry ny fanjifana eto Madagasikara.
๐ŸŒ Ahitana solontena avy amin’ny faritra maro manerana ny Nosy ny vondron’ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa, maneho ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena amin’ny fanavaozana. Nohamafisina fa zava-dehibe ny fihainoana ny feon’ny mpanjifa eny ifotony, mba hahazoana vahaolana mifanaraka amin’ny tena filร na sy zava-misy iainan’ny vahoaka manerana an’i Madagasikara.