π…πšπ§πžπ§π­πšπ§πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐑𝐨𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 π…π’π€πšπ¨π§πšπ§ππ¨π‘πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚

29 Jolay 2026πŸ“ Kaominina Ambanivohitra Maria – Distrikan’i MaevatanΓ na, Faritra Betsiboka
Β 
πŸ“Notanterahin’ny Talem-paritry ny Fanavaozana Betsiboka sy ny ekipany ny fidinana ifotony tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Maria ho fanentanana sy fampahafantarana momba ny Fikaonandoham-pirenena iarahana amin’ny FFKM.
🀝Naneho fahavononana feno handray anjara amin’ity dingana lehibe ho an’ny firenena ity ny mponina ao amin’ ny Kaominina MariaπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬