23 Jolay 2026
๐Ÿ“ Ivandry
๐™๐™ž๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ-๐™™๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ๐™–: ๐™ž๐™ก๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ซ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™š-๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™š๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™š๐™ฅ๐™ค๐™—๐™ก๐™ž๐™ ๐™–.
๐ŸŸข Nomarihina androany ny andro afrikanina ho anโ€™ny Fitantanan-draharaham-panjakana araka ny fandaminana teo anivonโ€™ny Governemanta.
๐Ÿ‘ฅ Ny Minisitry ny Asa, ny Fampanananโ€™asa, ary ny Asam-panjakana Atoa Denis Franconio Mac no nitarika ny fotoana . Teny an-toerana ihany koa ny Minisitra misahana ny Fanavaozana ๐Œ๐ž ๐‡๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐‘๐š๐ณ๐š๐Ÿ๐ข๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐š.
โœ… Iray amin’ireo iraka ampanaovina ny Minisitera misahana ny Fanavaozana ny dinam-pitondrantena sy ny tandrohasina ka fotoana iray ity androany ity nentina nanamafisana fa ilaina ny hanavaozana ny fomba fiaina sy ny toe-tsaina. Ilaina ihany koa ny fanamafisana ny fifampitokisana eo aminโ€™ny mpila raharaha sy ny mpiasam-panjakanany .
๐Ÿ—ฃ๏ธ โ€œNy olona no harena voalohany iainganโ€™ny fanavaozanaโ€ hoy ireo nandray fitenenana
๐Ÿ“ƒ Lohahevitra :Fitantanan-draharaham-
panjakana mahitsy sy manavao ho fanarenana ny Repoblika.
Araho anaty rohy ny antsipiriany