MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
𝗜𝗿𝗮𝘆 𝘃𝗮𝘁𝘀𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗶𝗻𝗮
.𝗜𝗿𝗮𝘆 𝘃𝗮𝘁𝘀𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗶𝗻𝗮
Tonga nampahery sy nanotrona an-dRtoa Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa sy ny fianakaviany ireo mpiara-miasa eo anivon’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.
Mirary fiononana feno ho azy ireo amin’izao andro manjombona namoizany ny reniny izao.
#mcr#Fanavaozana
#fifanajana #FiarahaMientana#fanolorantena