MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ : ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐ธ๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ
Tanterahana mandritra ny roa andro eny Ankerana ny loabary an-dasy karakarainโny Fiarahamonim-pirenena eo aminโny sehatry ny harena an-kibonโny tany
Hoy ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Me Hanitra Razafimanantsoa tanaty lahateny fanokafana ny atrik’asa :
Tsy ho tompony mangataka atiny intsony ny Malagasy aminโny harena ananany : solika, entona, harena an-kibonโny tany. Efa nanomboka nandray andraikitra ny fitondrana Fanavaozana aminโny fanomezana ireo tamberim-bidy ho anโny kaominina sy distrika.
Samy handray andraikitra isika hoy izy satria ny fiarahamonim-pirenena no mahalala ny zava-misy eny ifotony mba tsy hataonโny olom-bitsy tantely afa-drakotra intsony ny harem-pirenena.
Miara-miasa ny fanjakana sy ny fiaraha-monim-pirenena satria izy ireo no aroriaka,mpandinika sy mpanome soso-kevitra ary koa mpisintona lakolosy.
Aorianโity atrikโasa ity dia hamoaka fehin-kevitra ireo mpandray anjara avy aminโny faritra 24 ary hiverina hitondra izany any ifotony indray.