πŸ“…16 Septambra 2026
𝗙𝗔𝗦𝗔𝗑’𝗑𝗬 π—žπ—”π—₯𝗔𝗑𝗔 : π—™π—œπ—™π—œπ—‘π——π—₯𝗔𝗑𝗔 𝗑𝗬 π—™π—œπ—§π—”π—§π„π—₯𝗔𝗑𝗔 π™πŽπ“π‘π€ ππ€π’πˆπŽππ€π‹π˜ π‘ππŸ• 🚌
➑Mangina tanteraka ny eny amin’ny Fasan’ny Karana, satria efa nifindra eny amin’ny Tobim-piantsoanana Amoronakona avokoa ireo mpitatitra sy ireo koperativa miandraikitra ny fitaterana.
🚍 Ity famindrana ity izay mikendry ny fandaminana ny toerana iantsonan’ny fiara fitaterana amin’ny zotra nasionaly mizotra amin’ny lalana RN7 mihazo ny Faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana ary hanatsarana ny fivezivezen’ny mpandeha.
πŸ“©Izao Fanavaozana izao izay midika:
Β Β» Tsy fiovana fotsiny fa dingana vaovao amin’ny fitaterana mendrika ny vahoaka, fanatsarana ny tolotra ary Fanavaozana ny fomba fiasa ho antoky ny fitaterana maoderinaΒ Β».
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena