
Nitsidika ny TanΓ nan’ny olom-pirenena (Village Citoyen) ny Filohanβny Fanavaozana, Kolonely MichaΓ«l RANDRIANIRINA, niaraka taminβny :

Mpanolotsaina Avo ny Fanavaozana, ny Kolonely Solofoniaina Thierry Rampanarivo

Ny Praiminisitra, Mamitiana RAJAONARISON

Mpikambana vitsivitsy ao aminβny Governemanta, anisan’izany ny ππ’π§π’π¬π’ππ«π π¦π’π¬ππ‘ππ§π π§π² π
ππ§ππ―ππ¨π³ππ§π, ππ πππ§π’ππ«π πππ³πππ’π¦ππ§ππ§ππ¬π¨π

ary ny PDS anβny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Feno RALAMBOMANANA.