πŸ—“ 15 septambra 2026
𝐓𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 π’π¨π¦π›π¨π§πšπ§πš : π§π¨π©π¨π­πžπ‘π’π§β€™π§π² πšπ§ππ’πšπ§β€™π¨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 π₯𝐚π₯πšΜ€π¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-πŸ•
βœ…Anisan’ny filΓ na maika voafaritra anaty PGE-R PMO ny fanamboaran-dΓ lana ary anisan’ireo vao nohavaozina tsy ela tao anatin’izao fitondrana Fanavaozana izao ny lalΓ m-pirenena faha-7 (RN7) kanefa dia nopotehina sahady androany.
πŸ™…β€β™‚οΈAndian’olona tsy mankasitraka fanavaozana hamindrana ireo mpitatitra eo amin’ny fasan’ny karana ho eny amin’ny tobim-piantsonana Amoronankona no tompon’antoka tamin’izany.
πŸ”΄Fananana iombonana ny lΓ lana, volam-bahoaka no nanamboarana azy ireny ka tokony hajaina sy arovana hatrany.
Β© Real TV – Kolo TV