MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
๐๐ฌ๐ข๐๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ : ๐ง๐จ๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ก๐ข๐ง๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ง๐จ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ฌ๐ข๐ง๐
ย
ย ยป Fijoroana, firaisankina ho an’ny taninjanakaย ยป
notarihin’ireo Mpanolotsainan’ny tanร na telo mianadahy :
โข Clรฉmence Raharinirina
โข Alban Rakotoarisoa dit Bร bร
โข Lily Rafaralahy
anatin’ny fikambanana ยซย Tsy Manaiky lembenanaย ยป.
โข Ny Mpanolotsaina Avo misahana ny Fanavaozana, ny Mรฉdecin Gรฉnรฉral Manantenasoa Marcellin Zafitasondry Ranoelson
โข Ny jeneraly Lucien Rabearimanana
โข Ny Colonel Rampanarivo
โข Ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta, anisan’izany ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa.
Ary nisaoran’izy ireo manokana ihany koa ny Capsat notarihin’ny Kรดlonely Randrianirina Michael nisafidy ny hiaro ny vahoaka.
dia efa hita sy azo tsapain-tร nana ny ezaka efa vitan’ny fitondrana fanavaozana hatreto hoy Lily Rafaralahy.
๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐๐, hoy ireo mpitarika ny fikambanana ยซย Tsy manaiky lembenanaย ยป.