๐Ÿ—“25 Septambra 2026 | Mahajanga- Faritra Boeny
๐Ÿ•Š๏ธ ๐“๐’๐ˆ๐€๐‡๐˜ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐’๐„๐๐“๐€๐Œ๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“
Nankalazaina tao aminโ€™ny Kaominina Ambonivohitra Mahajanga- Faritra Boeny ny Tsiahy ny Tolona , noentina ho fahatsiarovana ireo tolona sy sorona nataonโ€™ireo Malagasy ho anโ€™ny fahafahana sy ny fiandrianam-pirenena nandritra ny hetsika ny 25 septambra 2025.
๐Ÿ‘ฅ Nanatrika ny fotoana ireo tomponโ€™andraikitra ara-panjakana sy ara-panjakana ao an-toerana, ny Lehiben’ny Faritra, ny Lehiben’ny Fileovana, ny Filohan’ny Delegasiona Manokan ‘ny Kaominina Mahajanga,ny avy amin’ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Boeny, ary ireo olom-boafidy sy ireo olomanankaja ambony ao amin’ny Faritra.
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fotoana iray izay noentina hanamafisana ny firaisankina, ny fahatsiarovana ny tantara ary ny fanoloran-tena ho aminโ€™ny Fanavaozana ny Firenena.
# MCR# Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena