MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐/๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ณ๐๐๐๐’๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
[๐ญ๐๐๐-21 ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ 2026]
Notarihinโny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta, Mamitiana Rajaonarison, ny fihaonana. Nandritra izany no nanazavana ny antsipirihanโny didim-panjakana mamaritra ny andraikitra sy ny firafitry ny Komity Teknika, ary nampahatsiahivana ny antony sy ny tanjona lehibe aminโny fananganana azy sy ny fanatanterahana ny Fikaonan-doham-pirenena.
ยซ Ny Malagasy samy Malagasy no mandamina ny raharaham-pirenena. Ny avy any ivelany dia manohana sy manampy, fa isika Malagasy no tomponโandraikitra aminโny famaritana ny hoavinโny firenentsika. ยป
Nohamafisiny fa fotoana lehibe izao hiatrehana sy hamahana ireo olana fototra mampiverimberina ny krizy eto Madagasikara, ka tsy tokony havela handalo fotsiny ity dingana manan-tantara ho anโny firenena ity.
ยซ Asa masina ho anโny firenena ยป no namaritanโny Praiminisitra ny andraikitra miandry ireo mpikambana ao aminโny Komity. Izy ireo no handinika sy hitondra tolo-kevitra aminโireo lafin-javatra marolafy, mba hahatomombana sy hahomby ny fanomanana ary ny fanatanterahana ny Fikaonan-doham-pirenena.
Ny tanjona dia ny hametraka sehatra ahafahanโny Malagasy miara-mandinika, miara-mamaritra ary miara-manorina vahaolana maharitra ho anโny firenena.
๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ