πŸ“… 03 Septambra 2026
βœ… Mandroso hatrany ny fanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena, dingana lehibe amin’ny Fanavaozana.
✨ Efa hanomboka hiasa ny Komity teknika. Ny Fikaonandoham-pirenena manontolo dia iandraiketan’ny FFKM ny fitarihana azy, ary ny Minisitera misahana ny Fanavaozana kosa manohana azy ireo amin’ny lafiny teknika.
πŸ‘₯ Nivoaka androany ny didim-panjakana manendry ny mpikambana, natolotry ny vondrona, fikambanana ary rafim-panjakana samihafa.
✊ Mpikambana 35 no ao anatiny, anisan’izany ny :
β–ͺ️ Praiminisitra, lehiben’ny Governemanta Mamitiana Rajaonarison β€” mitarika ny Komity teknika
β–ͺ️ Tale Jeneraly misahana ny Fikaonandoham-pirenena, Ralevason Hary Tiana, sy Randriamisata Vonimalala Ony, Tale misahana ny raharaha ara-dalΓ na β€” misolo tena ny Minisitera misahana ny Fanavaozana
⏳ Mifarana ny andraikitr’izy ireo aorian’ny fianianana ataon’ny Filohan’ny Repoblika voafidy.