
πππ³ππ€ππ³ππ€π² π§π² π
π’π«ππ’π¬ππ§π€π’π§π π¬π² π§π² π
ππ§ππ«π’ππ¦π©ππ‘ππ₯ππ¦ππ§π, ππ§ππ¨π€π² π§π² π
ππ¦π©ππ§ππ«π¨π¬π¨ππ§π


Notanterahina ny zoma 17 jolay 2026 ny « Hazakazaky ny Firaisankina sy ny Fandriam-pahalemana, Antoky ny FampandrosoanaΒ Β», hetsika nokarakarain’ny Faritra Betsiboka notarihin’ny Lehiben’ny Faritra, Andriamatoa TOMBOZARA.Anisan’ireo nandray anjara mavitrika ny Prefektiora, ny Ben’ny TanΓ na, ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Betsiboka ary ireo Fitaleavam-paritra isan-tsokajiny.