Notontosaina tao Ihosy ny fivoriana fampitam-baovao sy fifanakalozan-kevitra niarahana taminโireo Sefo Fokontany 13 .
Nohararaotina ny fanentanana ireo Sefo Fokontany hanomana sy hampahafantatra ny vahoaka, ka hampirisika azy ireo handray anjara mavitrika sy an-kitsimpo aminโny Fikaonandoham-pirenena.
Nampahafantarina an’ ireo mpandray anjara ny fizotry ny Fihaonambe Iraisam-paritry ny Vovonan-drazana ho anโny Faritaninโi Fianarantsoa sy Toliara, izay hotanterahina ao Ihosy ny 10, 11 ary 12 Septambra 2026.