๐Ÿ“16 Septambra 2026- FARITRA ANร”SY โ€“ Taolagnaro
๐Ÿค๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฃ๐š๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐…๐Š๐Œ
๐Ÿ—“๏ธ Ny Alarobia 16 Septambra 2026, dia nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana tao aminโ€™ny Faritra Anรดsy ny FFKM.
Nandritra ny fihaonana dia nanolotra tatitra momba ny dingana efa vita ny Filohanโ€™ny FFKM, ka anisanโ€™izany ny:
๐Ÿ”น Fandraisana ireo mpanentana (facilitateurs) miisa 08 isaky ny kaominina, avy aminโ€™ireo fiangonana efatra mirahavavy:
02 avy aminโ€™ny Fiangonana FLM
02 avy aminโ€™ny Fiangonana FJKM
02 avy aminโ€™ny Fiangonana EKAR
02 avy aminโ€™ny Fiangonana Anglikana
๐Ÿ“š Hanomboka ny 28 Septambra 2026 ny fampiofanana ireo mpanentana, izay haharitra 03 andro.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena