
Ara-informatika: ordinateur de bureau, imprimante

Ara-panatanjahantena: baolina basket, volley, foot

Fampianarana teknika: boky, fitaovana ho an’ny รฉcole de musique

Kilalao: jeux de sociรฉtรฉ, baby-foot, table de billard

Fitaovam-pianarana: marteau perforateur, marteau piqueur, scie ร bois, scie circulaire, brouette, angady, hanatsarana ny tontolon’ny fianarana sy ny fanofanana

Hampiroborobo ny fanofanana mpiasa mahay sy matihanina

Hanamora ny famindrana fahaiza-manao sy traikefa

Hanamafy ny faharetana sy ny fampiasana maharitra ireo fotodrafitrasa

Hampiroborobo ny fiofanana amin’ny alalan’ny ยซย chantier-รฉcoleย ยป

Hanome fitaovana sahaza ho an’ny tanora amin’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana Arak’asa