π…πšπ§π¨π¦πšπ§πšπ§πš 𝐧𝐲 π…π’π‘πšπ¨π§πšπ¦π›πž π…πšπ€πšπ§-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš 𝐧𝐲 π…πšπ¦π©π’πšπ§πšπ«πšπ§πš π“πžπ€π§π’π€πš

03 Aogositra 2026πŸ“ Faritra Boeny
Β 
🧩🎯Nisy ny fihaonana niarahan’ny Tale Jeneraly misahana ny Fampianarana Teknika, ny Talem-paritra misahana ny Fampianarana Teknika Boeny, ary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Atoa Razafindrakoto Tojo, ho fanomanana ny Fihaonambe Fakan-kevitra momba ny Fanavaozana ny Fampianarana Teknika, izay hotanterahina ny 11 sy 12 Aogositra 2026 ao amin’ny Faritra Boeny.
βœ…Samy naneho ny fahavononany hiara-hiasa sy hifanome tanana amin’ny fanatanterahana izany fihaonambe izany ny roa tonta.
# MCR# Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena