Toamasina I | 16 Jolay 2026
πŸ“’π…πšπ§π¨π₯𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π“πšπ«πšπ­πšπ¬π² π…π’πŸπšπ§πšπ«πšπ‘πšπ§πš π€π«πšπ€’𝐚𝐬𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 « 𝐯𝐚𝐜𝐚𝐭𝐚𝐒𝐫𝐞𝐬 » 𝐧𝐨𝐫𝐚𝐒𝐬𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚
πŸŽ“ Tonga nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, Dr Andriamampandry Todisoa Manampy, notronin’ny Filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’i Toamasina Atoa Razara piera FidΓ¨le sy ireo tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny, anisan’izany ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Atsinanana Rtoa Rasoanamary Blandine Voizy.
🀝 Dingana manan-danja izao izay maneho ny fanamafisana ny satan’ireo mpampianatra sy ny fanoloran-tenan’ny Fanjakana amin’ny fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana sy ny fanofanana arak’asa.
πŸ‡²πŸ‡¬ Fanavaozana miainga eny ifotony, ho an’ny fampandrosoana maharitra.
#Fifanajana#Fiarahamientana#Fanolorantena