
Nandray anjara tamin’ny fotoana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana ao Melaky, Atoa Randriamampionona Roger, izay nanentana ny olom-pirenena hisoratra anarana amin’ny lisi-pifidianana ary handray anjara mavitrika amin’ny Fikaonandoham-pirenena tarihin’ny FFKM, ho fanamafisana ny fifampidinihana sy ny fanorenana hoavy iombonana ho an’i Madagasikara.