Mitentina tapitrisa dolara ny famatsiam-bola nomen’ny Banky Iraisam-pirenena tamin’ity dingana ity
Narenina sy nampitoviana tantana ny moron-dranomasina
Napetraka ireo fitaovana fanaraha-maso manerana ny seranana (Camera de surveillance)
Nampanarahana ny fenitra Iraisam-pirenena (ISPS) ny seranan-tsambo
Novatsiana fitaovana manaraka ny fenitra ny sampan’asa tao anaty ยซย portย ยป
Laharam-pahamehana ho an’ny Fitondrana Fanavaozana izay tarihin’ny Filoha RANDRIANIRINA Michaรซl ny fanarenana ny toekarena Malagasy ao anatin’izany ny fanarenana ireo Seranan-tsambo sy ny fametrahana foto-drafitr’asa mendrika.โด๏ธ
Nanatanteraka izany ny tenany ka tonga nitokana ity asa fanarenana andiany voalohany ity izy mivady. โด๏ธ
Tonga nanotrona izany :
Ny Praiminisitra RAJAONARISON Mamitiana,
Ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena RANDRIANASOLONIAIKO Siteny,
Ireo Solombavam-bahoaka voafidy tany amin’ny Faritra Boeny sy ny manodidina,
Ireo Minisitra sasany ao anaty governemanta,
Ny Tale Jeneralin’ny APMF Madagascar, RAINIMBAHY Jacquis Georges,
Sy ireo tale Jeneraly sy tale samihafa, indrindra fa ny teo anivon’ny Ministeran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro.
Nanamafy ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro, ANDRIANAVALONA RAMANAMBOLA Herizo fa ยซย ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐’๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐’๐ ๐ด๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐ต๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐ฒ๐๐๐๐๐๐ย ยป