๐Ÿ—“๏ธ ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐˜€๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ | ๐Ÿ“ ๐—œ๐—ต๐—ผ๐˜€๐˜†
๐…๐š๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐จ๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ฅ๐ž๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐š๐จ ๐ˆ๐ก๐จ๐ซ๐จ๐ฆ๐›๐ž
๐ŸŽ‰ Notanterahina androany ny fametrahana ofisialy ny ๐’•๐’‚๐’๐’†๐’Ž-๐’‘๐’‚๐’“๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’›๐’‚๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’’๐’Š ๐‘ฐ๐’‰๐’๐’“๐’๐’Ž๐’ƒ๐’†, ๐‘น๐’‚๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐‘น๐’๐’”๐’•๐’‚๐’๐’….
๐Ÿ‘ฅ Maherin’ny 400 ny olona tonga, teo ihany koa ireo tompon’andraiki-panjakana sivily sy miaramila any an-toerana toy ny Lehiben’ny Fileovana sy ny Lehiben’ny Faritra Ihorombe, ny Solombavambahoaka voafidy tao Ivohibe, ny Ben’ny Tanร nan’i Ihosy sy ireo Kaominina hafa, ireo Tangalamena.
๐ŸŽค Nisolo tena ny Minisitra misahana ny Fanavaozana nandritra ity lanonana ity ny Tale Jeneraly eo anivon’ny Minisitera – Atoa Rakotoson Laurent, niaraka tamin’ny tale sy delegasiona avy amin’ny Kabinetra.
๐Ÿ—ฃ๏ธ Araka ny nolazain’ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana, dia ย ยป fiovan’ny toe-tsaina no fiandohan’ny Fanavaozana, satria asan’ny fanahy izy io, fa tsy an’ny vatana fotsiny. ยซย 
๐Ÿ™ Fotoam-pivavahana notarihan’ny FFKM ao Ihosy no nanombohana ity fotoana ity. Tao aorian ‘izay vao niroso tamin’ny lanonam-panjakana notarihinโ€™ny Lehiben’ny Fileovana Faritra Ihorombe.
๐Ÿ’ƒ Nisy ihany koa ny seho ยซย Karitakaย ยป, dihy nentim-paharazana nataon’ny tanora mpianatra oniversitera.
๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Dingana iray hafa amin’ny fanamafisana ny fisian’ny Fanavaozana eny amin’ny Faritra rehetra ny fametrahana ireo Talem-paritra misahana ny Fanavaozana.