πŸ—“13 Septambra 2026
πŸ“ EKAR Marodoka – Maintirano, Faritra Melaky
πŸ™ π…πŽπ“πŽπ€πŒ-ππˆπ•π€π•π€π‡π€ππ€ π‡πŽ π…πˆπ“π‘πŽπ“π‘πŽπ€ππ€ π€πŒ-ππ€π•π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π…πˆπŠπ€πŽππ€ππƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€
Notanterahina ny Alahady 13 Septambra 2026, nanomboka tamin’ny 4 ora tolakandro, tao amin’ny EKAR Marodoka Maintirano, ny fotoam-pivavahana notarihin’ny FFKM, ho fitrotroana ambavaka ny Fikaonandoham-pirenena.
🀝 Tonga nanome voninahitra sy nanatrika ny fotoana ny Lehiben’ny Faritra, ny Lehiben’ny Fileoavana, ary ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Melaky Atoa Randriamampionona Roger.
πŸ‘₯ Izao fotoam-pivavahana izao moa no natao dia mba ho fanehoana firaisankina sy fanohanana ny dingana ho amin’ny Fanavaozana.
#MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena