πŸ“… 31 Aogositra 2026
πŸ“ Faritra BOENY
πŸ™ π…πŽπ“πŽπ€πŒ-ππ€π•π€πŠπ€ πˆπŽπŒππŽππ€ππ€ ππŽπ“π€π‘πˆπ‡πˆπ’𝐍𝐘 π…π…πŠπŒ
Tontosa tao amin’ny Faritra Boeny ny fotoam-bavaka iombonana notarihin’ny FFKM izay niarahana tamin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao amin’ny Faritra Boeny , ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fiaraha-mientan’ny rehetra amin’ny fiatrehana ny dingan’ny Fanavaozana. Anisany tonga niatrika izany fotoana izany ny ekipan’ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana Boeny.
🀝 Fotoana iray ihany koa izao hifampitondrana am-bavaka sy hanamafisana ny fifampitokisana, fifanajana ary firaisam-po, ho tombontsoan’i Madagasikara.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena