MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
MCR
Ministรจre Chargรฉ de la Refondation
23 Septambra 2026 |
Ivandry โ Antananarivo
Notanterahina tao Ivandry ny fihaonanโny Governemanta sy ireo Mpiara-miombonโantoka ara-teknika sy ara-bola (PTF), tao anatinโny ยซย Plateforme des Partenaires de Mise en ลuvre du PGERย ยป.
Araka ny Tatitra nataon’ny Governemanta dia mahatratra 31,73 tapitrisa ny mponina, ka 9,91 tapitrisa ny tanora. 66,5% ny tahan’ny fahantrana, raha 3,41% kosa ny fitomboan’ny Harinkarena Faobe tamin’ny 2025.
# MCR # Fanavaozana
# PMO-PGER
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena